Galatians 3:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha an’i Kristy ianareo dia taranak’i Abrahama, koa araka ny teny fikasana, dia mpandova.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha an’i Kristy ianareo, dia taranak’i Abrahama tahaka Azy, ka mpandova araka ny fampanantenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha an’i Kristy ianareo, dia taranak’i Abrahama sy mpandova araka ny fampanantenana nataon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha an'i Kristy ianareo, dia taranak'i Abrahama sy mpandova araka ny teny fikasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha an’i Kristy ianareo dia taranak’i Abrahama, koa araka ny teny fikasana, dia mpandova.
malagasy
Fa raha an'i Kristy ianareo, dia taranak'i Abrahama sy mpandova araka ny teny fikasana.