Galatians 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa va niaretanareo foana izany zavatra rehetra izany, raha dia zava-poana tokoa izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho nahafantatra foana zava-mahagaga toy izany va ianareo? Ka asa raha tsy ho foana tokoa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho very maina foana ve ny nahatsapanareo zava-dehibe toy ireny, raha ohatra ka ho very maina foana tokoa izany?
Malagasy Bible 1865
Moa izany zavatra be izany dia efa niaretanareo foana, raha dia foana tokoa izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa va niaretanareo foana izany zavatra rehetra izany, raha dia zava-poana tokoa izany?
malagasy
Moa izany zavatra be izany dia efa niaretanareo foana, raha dia foana tokoa izany?