Galatians 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin’ny asan’ny lalàna va no anaovany izany, sa avy amin’ny fandrenesana ny hafatry ny finoana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manome anareo ny Fanahy, sy mahavita asa lehibe eo aminareo, amin’ny asan’ny Lalàna va no anaovany an’izany, sa amin’ny fihainoana ny finoana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa manome anareo ny Fanahy Masina sy manefa asa mahery eo anivonareo àry Andriamanitra, moa ve noho ianareo manatanteraka ny lalàna no mahatonga izany sa noho ianareo mihaino sy mino ny Vaovao Mahafaly?
Malagasy Bible 1865
Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin'ny asan'ny lalàna va izany, sa avy amin'ny fitoriana ny finoana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin’ny asan’ny lalàna va no anaovany izany, sa avy amin’ny fandrenesana ny hafatry ny finoana?
malagasy
Ary Izay manome anareo ny Fanahy sy mahavita asa lehibe eo aminareo, moa avy amin'ny asan'ny lalàna va izany, sa avy amin'ny fitoriana ny finoana? [ Na: fandrenesana amin'ny finoana]