Galatians 3:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tahaka an’i «Abrahama, nino an’Andriamanitra ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6),
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany tokoa no ilay voasoratra hoe: Nino an’Andriamanitra i Abrahama, ka dia notanana ho fahamarinany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Nino an’Andriamanitra i Abrahama ary nankatoavan’Andriamanitra azy ho marina izany!»
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka an'i Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nasaina ho fahamarinany izany (Gen. 15. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tahaka an’i «Abrahama, nino an’Andriamanitra ka nisaina ho fahamarinany izany» (Gen 15.6),
malagasy
Dia tahaka an'i Abrahama nino an'Andriamanitra, ka dia nasaina ho fahamarinany izany (Gen. 15. 6).