Galatians 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia fantaro fa izay amin’ny finoana no zanak’i Abrahama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa fantaro àry fa izay amin’ny finoana no zanak’i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fantaro fa izay velona noho ny finoana no tena zanak’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Koa fantaro fa izay amin'ny finoana no zanak'i Abrahama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia fantaro fa izay amin’ny finoana no zanak’i Abrahama.
malagasy
Koa fantaro fa izay amin'ny finoana no zanak'i Abrahama.