Galatians 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria hitan’ny Soratra Masina rahateo fa amin’ny finoana no anamarinan’Andriamanitra ny Jentilisa, dia nitory ny Filazantsara tamin’i Abrahama koa izy ka niteny hoe: «Aminao no hitahiana ny firenena rehetra» (Gen 12.3);
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsinjon’ny Soratra Masina rahateo fa amin’ny finoana no anamarinan’Andriamanitra ny Jentily, ka nilaza vaovao mahafaly tamin’i Abrahama izy, nanao hoe: Aminao no hanasoavan’Andriamanitra ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinjon’ny Soratra Masina rahateo fa ny finoana no hankatoavan’Andriamanitra ny hafa firenena ho marina; noho izany, dia nambaran’ny Soratra Masina mialoha tamin’i Abrahama izao hafatra mahafaly izao: «Ao aminao no hombàn’Andriamanitra fitahiana ny firenen-drehetra!»
Malagasy Bible 1865
Ary satria hitan'ny Soratra Masina rahateo fa amin'ny finoana no anamarinan'Andriamanitra ny jentilisa, dia nitory ny filazantsara tamin'i Abrahama rahateo izy, nanao hoe: Aminao no hitahiana ny firenena rehetra (Gen. 12. 3);
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria hitan’ny Soratra Masina rahateo fa amin’ny finoana no anamarinan’Andriamanitra ny Jentilisa*, dia nitory ny Filazantsara tamin’i Abrahama koa izy ka niteny hoe: «Aminao no hitahiana ny firenena rehetra» (Gen 12.3);
malagasy
Ary satria hitan'ny Soratra Masina rahateo fa amin'ny finoana no anamarinan'Andriamanitra ny jentilisa, dia nitory ny filazantsara tamin'i Abrahama rahateo izy, nanao hoe: Aminao no hitahiana ny firenena rehetra (Gen. 12. 3);