Galatians 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa izay manana finoana no tahina miaraka amin’i Abrahama, ilay mpino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia miara-kasoavina amin’i Abrahama mpino amin’izany, izay amin’ny finoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nino i Abrahama ary nomban’Andriamanitra fitahiana; ary izay velona noho ny finoana dia hombàn’Andriamanitra fitahiana tahaka azy koa.
Malagasy Bible 1865
ka dia izay amin'ny finoana notahina mbamin'i Abrahama mpino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa izay manana finoana no tahina miaraka amin’i Abrahama, ilay mpino.
malagasy
ka dia izay amin'ny finoana notahina mbamin'i Abrahama mpino.