Galatians 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy aho: Raha mbola zaza ny mpandova dia tsy hafa noho ny andevo izy na dia tompon’ny zavatra rehetra aza,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao, hoy aho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy misy hafa noho ny mpanompo, na dia izy aza no tompon’ny zavatra rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao anefa no teniko: raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny mpanompo izy na dia tompon’ny zavatra rehetra aza;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izaho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny andevo izy, na dia tompon'ny zavatra rehetra aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy aho: Raha mbola zaza ny mpandova dia tsy hafa noho ny andevo izy na dia tompon’ny zavatra rehetra aza,
malagasy
Ary hoy izaho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny andevo izy, na dia tompon'ny zavatra rehetra aza;