Galatians 4:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andro, volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola manaraka tonon’andro amam-bolana, ary taona amam-potoana ianareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro sy volana ary fizaràn-taona sy taona no tandremanareo fatratra.
Malagasy Bible 1865
Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andro, volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra.
malagasy
Andro sy volana sy fotoana ary taona no tandremanareo fatratra.