Galatians 4:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry rahalahy! Mangataka aminareo aho: Aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho koa dia efa tonga tahaka anareo. Tsy hoe nanao izay tsy marina tamiko akory ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihanta aminareo aho, ry kristianina havana, aoka ho tahaka ahy ianareo, fa izaho koa mba efa tahaka anareo ihany. Tsy naninon-tsy naninona ahy akory ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miangavy anareo aho, ry havana, aoka ho tonga tahaka ahy ianareo fa izaho koa mba efa tonga tahaka anareo. Tsy nanisy ratsy ahy velively ianareo,
Malagasy Bible 1865
Ry rahalahy, mangataka aminareo aho, aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho kosa mba efa tonga tahaka anareo. Tsy naninona ahy akory ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry rahalahy! Mangataka aminareo aho: Aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho koa dia efa tonga tahaka anareo. Tsy hoe nanao izay tsy marina tamiko akory ianareo;
malagasy
Ry rahalahy, mangataka aminareo aho, aoka ho tonga tahaka ahy ianareo, fa izaho kosa mba efa tonga tahaka anareo. Tsy naninona ahy akory ianareo;