Galatians 4:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fantatrareo aza fa noho ny aretina no nitoriako ny Filazantsara taminareo tamin’ilay voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony aho vao nitory voalohany ny Evanjely tany aminareo, dia hitanareo ny halemen’ny nofoko, ary tonga fakam-panahy ho anareo izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa fantatrareo fa aretina nihatra tamin’ny tenako no nahatonga ahy hitory aminareo ny Vaovao Mahafaly tamin’ny voalohany;
Malagasy Bible 1865
nefa fantatrareo fa noho ny fahalemen'ny nofo no nitoriako ny filazantsara taminareo tamin'ilay voalohany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fantatrareo aza fa noho ny aretina no nitoriako ny Filazantsara taminareo tamin’ilay voalohany.
malagasy
nefa fantatrareo fa noho ny fahalemen'ny nofo no nitoriako ny filazantsara taminareo tamin'ilay voalohany;