Galatians 4:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nalaim-panahy hanao tsinontsinona na handa ahy noho ny aretiko ianareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin’Andriamanitra; eny, tahaka an’i Kristy Jesosy aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy mba naneso na nihataka tamin’izany ianareo, fa vao mainka koa nandray ahy toy ny Anjelin’Andriamanitra na tahaka an’i Kristy Jesoa aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary na dia fitsapana ho anareo aza ny tenako narary, dia tsy mba nesoinareo aho na nolavinareo, fa noraisinareo tahaka ny ho nandraisanareo anjelin’Andriamanitra anankiray, eny tahaka ny ho nandraisanareo an’i Kristy Jesoa mihitsy aza.
Malagasy Bible 1865
ary ny teo amin'ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin'Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an'i Kristy Jesosy aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nalaim-panahy hanao tsinontsinona na handa ahy noho ny aretiko ianareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin’Andriamanitra*; eny, tahaka an’i Kristy* Jesosy aza.
malagasy
ary ny teo amin'ny nofoko izay tonga fakam-panahy anareo dia tsy mba nohamavoinareo na nolavinareo; fa nandray ahy tahaka ny mandray anjelin'Andriamanitra ianareo, eny, dia tahaka an'i Kristy Jesosy aza.