Galatians 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza izao ilay fahasambaranareo? Satria vavolombelonareo aho fa raha azonareo natao, na dia ny masonareo aza dia ho nesorinareo ka nomenareo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lasa nankaiza àry ilay fankamamianareo ahy nahasambatra anareo? Fa izaho no vavolombelonareo fa raha azo natao, na dia ny masonareo aza, dia ho nombotanareo homena ahy fahizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankaiza àry ilay fankamamianareo ahy nahasambatra anareo? Ijoroako ho vavolombelona aminareo manko fa, raha azo natao, na dia ny masonareo aza dia ho nombotanareo homena ahy tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Aiza ary ilay nataonareo ho fahasambarana? Fa vavolombelonareo aho fa raha azo atao, na dia ny masonareo aza dia ho nesorinareo ka nomenareo ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza izao ilay fahasambaranareo? Satria vavolombelonareo aho fa raha azonareo natao, na dia ny masonareo aza dia ho nesorinareo ka nomenareo ahy.
malagasy
Aiza ary ilay nataonareo ho fahasambarana? Fa vavolombelonareo aho fa raha azo atao, na dia ny masonareo aza dia ho nesorinareo ka nomenareo ahy.