Galatians 4:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa tonga fahavalonareo va aho satria milaza ny marina aminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa dia tonga fahavalonareo indray aho, fa nilaza ny marina taminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia tonga fahavalonareo ve aho, satria milaza aminareo zavatra marim-pototra?
Malagasy Bible 1865
Koa efa tonga fahavalonareo va aho, satria milaza ny marina aminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa tonga fahavalonareo va aho satria milaza ny marina aminareo?
malagasy
Koa efa tonga fahavalonareo va aho, satria milaza ny marina aminareo?