Galatians 4:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsara raha mazoto amin’ny tsara mandrakariva, fa tsy rehefa eo aminareo ihany aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara izany ilan’olona fitia, raha amin’ny zavatra tsara; mandrakariva anefa fa tsy hoe raha eo aminareo ihany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara izany ilàn’olona fitia amin’ny zavatra tsara, kanefa mandrakariva fa tsy hoe raha eo aminareo ihany aho.
Malagasy Bible 1865
Fa tsara raha ilam-pitia amin'ny tsara mandrakariva, na dia sendra tsy eo aminareo aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsara raha mazoto amin’ny tsara mandrakariva, fa tsy rehefa eo aminareo ihany aho,
malagasy
Fa tsara raha ilam-pitia amin'ny tsara mandrakariva, na dia sendra tsy eo aminareo aza aho.