Galatians 4:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ry zanako, dia ianareo izay ananako faharariam-piterahana indray amin’ny fiterahana mandra-pahazoan’i Kristy endrika ao anatinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anaka, aminareo aho dia mijaly hoatra ny mihetsi-jaza indray, mandra-pahary an’i Kristy ao anatinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rey anaka, mijaly toy ny vehivavy mihetsi-jaza indray aho, mandra-pahatongan’ny endrik’i Kristy ho voasokitra ao anatinareo.
Malagasy Bible 1865
Anaka, izay aharariako indray amin'ny fiterahana mandra-paharin'i Kristy ao anatinareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ry zanako, dia ianareo izay ananako faharariam-piterahana indray amin’ny fiterahana mandra-pahazoan’i Kristy endrika ao anatinareo.
malagasy
Anaka, izay aharariako indray amin'ny fiterahana mandra-paharin'i Kristy ao anatinareo,