Galatians 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fehezin’ny mpitaiza azy sy mpitantana ao an-trano izy mandra-pahatongan’ny fotoana voatendrin’ny rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa fehezin’ny mpitaiza sy ny mpitandrina azy izy, mandra-pahatongan’ny fetr’andro voatendrin’ny rainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa fehezin’izay mpikarakara azy sy ny mpitandrim-pananany izy mandra-pahatongan’ny fetr’andro voatendrin’ny rainy.
Malagasy Bible 1865
fa fehezin'izay mpitondra sy mpitaiza azy izy mandra-pahatongan'ny fetr'andro voatendrin'ny rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fehezin’ny mpitaiza azy sy mpitantana ao an-trano izy mandra-pahatongan’ny fotoana voatendrin’ny rainy.
malagasy
fa fehezin'izay mpitondra sy mpitaiza azy izy mandra-pahatongan'ny fetr'andro voatendrin'ny rainy.