Galatians 4:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Te ho tonga eo aminareo aho ankehitriny ka hanova ny feoko, fa sahiran-tsaina ny aminareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey izany faniriako ho eo aminareo ankehitriny, sy hanova ny feoko, fa mahasanganehana ahy loatra ny aminareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Irîko ny ho eo aminareo ankehitriny, ka hitenenako araka ny tandrify anareo, fa mahasanganehana ahy ny zava-mitranga eo aminareo!
Malagasy Bible 1865
enga anie ka ho tonga eo aminareo aho ankehitriny ka hanova ny feoko; fa misalasala aho ny aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Te ho tonga eo aminareo aho ankehitriny ka hanova ny feoko, fa sahiran-tsaina ny aminareo aho.
malagasy
enga anie ka ho tonga eo aminareo aho ankehitriny ka hanova ny feoko; fa misalasala aho ny aminareo.