Galatians 4:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milazà amiko ianareo izay te ho ambanin’ny lalàna: Tsy renareo va ny lalàna?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Etsy ange, ianareo izay te ho eo ambanin’ny Lalàna e: tsy renareo va ny vakin’ny Lalàna?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hono ho’aho, ianareo izay te hofehezin’ny lalàna, tsy renareo ve izay ambaran’ny lalàna?
Malagasy Bible 1865
Milazà amiko, ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy renareo va ny lalàna?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milazà amiko ianareo izay te ho ambanin’ny lalàna: Tsy renareo va ny lalàna?
malagasy
Milazà amiko, ianareo izay te-ho ambanin'ny lalàna: tsy renareo va ny lalàna?