Galatians 4:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voasoratra hoe: I Abrahama dia nanana zanaka roa lahy, ny iray dia tamin’ny andevovavy, ary ny iray dia tamin’ny vehivavy afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voasoratra ao fa nanan-janaka roa lahy i Abrahama, iray tamin’ny andevovavy, ary ny iray tamin’ny olona afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voasoratra ao: Nanan-janaka roa lahy i Abrahama, ny anankiray tamin’ny vehivavy mpanompo ary ny anankiray tamin’ny vehivavy tsy mpanompo.
Malagasy Bible 1865
fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevovavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voasoratra hoe: I Abrahama dia nanana zanaka roa lahy, ny iray dia tamin’ny andevovavy, ary ny iray dia tamin’ny vehivavy afaka.
malagasy
fa voasoratra hoe: Abrahama nanana zanaka roa lahy, ny anankiray tamin'ny andevovavy, ary ny anankiray tamin'ny tsy andevo.