Galatians 4:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ilay tamin’ny andevovavy dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin’ny vehivavy afaka kosa dia nateraka tamin’ny teny fikasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay zanak’andevovavy, nateraka araka ny nofo; ary ilay zanak’olona afaka, araka ny fampanantenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ilay tamin’ny vehivavy mpanompo dia nateraka araka ny maha olombelona fotsiny, fa ilay tamin’ny vehivavy tsy mpanompo dia nateraka noho ny fampanantenana nataon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Kanefa ilay tamin'ny andevovavy dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ilay tamin’ny andevovavy dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin’ny vehivavy afaka kosa dia nateraka tamin’ny teny fikasana.
malagasy
Kanefa ilay tamin'ny andevovavy dia nateraka araka ny nofo; fa ilay tamin'ny tsy andevo kosa dia nateraka tamin'ny teny fikasana.