Galatians 4:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fanoharana izany. Izy roa vavy ireo dia fanekena roa: Ny iray dia avy tamin’ny tendrombohitra Sinay ka miteraka fanandevozana. I Hagara izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ohatra amin’ny fanekena roa izy roa vavy ireo: ny iray moa, avy amin’ny tendrombohitr’i Sinai, miteraka ho amin’ny fanandevozana, dia i Agara izany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo toe-javatra ireo dia raisiko ho fanoharana, fa izy roa vavy dia tandindon’ny fanekempihavanana anankiroa. Ny fanekempihavanana anankiray moa natao tany an-tendrombohitra Sinay, ka miteraka ho amin’ny fanompoana: dia i Hagara izany,
Malagasy Bible 1865
Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka miteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fanoharana izany. Izy roa vavy ireo dia fanekena roa: Ny iray dia avy tamin’ny tendrombohitra Sinay ka miteraka fanandevozana. I Hagara izany.
malagasy
Ary izany dia azo atao fanoharana; fa izy roa vavy ireo dia fanekena roa; ny anankiray avy tamin'ny tendrombohitra Sinay ka miteraka ho amin'ny fahandevozana, dia Hagara izany.