Galatians 4:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny hoe Hagara mantsy dia tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifanandrify amin’i Jerosalema ankehitriny satria andevo izy mbamin’ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
(satria Agara no fiantso ny tendrombohitr’i Sinai any Arabia), ary i Agara dia ohatra amin’i Jerosalema ankehitriny, fa samy andevo izy sy ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia; ary i Hagara dia mifandraika amin’i Jerosalema ankehitriny, satria samy mpanompo i Jerosalema sy ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny hoe Hagara mantsy dia tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifanandrify amin’i Jerosalema ankehitriny satria andevo izy mbamin’ny zanany.
malagasy
Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin'i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin'ny zanany. [ Na: (Fa)]