Galatians 4:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia olona afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Jerosalema any ambony izay renintsika kosa, dia tsy mba andevo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ilay Jerosalema any an-danitra kosa tsy mba mpanompo: dia ny renintsika izany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia tsy mba andevo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia olona afaka.
malagasy
Fa Jerosalema any ambony kosa, izay renintsika, dia tsy mba andevo.