Galatians 4:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an’Isaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isika, ry kristianina havana, no zanaky ny fampanantenana toa an’i Isaàka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo, ry havana, dia zanaka nateraka araka ny fampanantenana nataon’Andriamanitra, tahaka an’i Itsehàka.
Malagasy Bible 1865
Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an'isaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an’Isaka.
malagasy
Fa isika, ry rahalahy, dia zanaky ny teny fikasana tahaka an'isaka.