Galatians 4:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa tahaka ny tamin’izany andro izany, ilay teraka araka ny nofo dia nanenjika ilay araka ny Fanahy. Tahaka izany koa ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fahizany anefa, ilay zanaka araka ny nofo dia nanenjika ny zanaka araka ny fanahy, ary toraka izany ihany koa ankehitriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahizany anefa, ilay teraka araka ny maha olombelona fotsiny dia nanenjika ilay teraka araka ny Fanahy Masina; dia tahaka izany koa ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Kanefa tahaka ny tamin'izany andro izany, ilay teraka araka ny nofo dia nanenjika ilay araka ny Fanahy, dia tahaka izany koa ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa tahaka ny tamin’izany andro izany, ilay teraka araka ny nofo dia nanenjika ilay araka ny Fanahy. Tahaka izany koa ankehitriny.
malagasy
Kanefa tahaka ny tamin'izany andro izany, ilay teraka araka ny nofo dia nanenjika ilay araka ny Fanahy, dia tahaka izany koa ankehitriny.