Galatians 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka izany koa isika, fony mbola zaza, dia nandevozin’ny abidim-pianaran’izao tontolo izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany koa isika: fony mbola zaza, dia nandevozin’ny abidim-pianaran’izao tontolo izao isika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tahaka izany koa isika; fony mbola zaza, dia nandevozin’ireo herin-javatr’ izao tontolo izao isika;
Malagasy Bible 1865
Dia tahaka izany koa isika, fony mbola zaza, dia nandevozin'ny abidim-pianaran'izao tontolo izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka izany koa isika, fony mbola zaza, dia nandevozin’ny abidim-pianaran’izao tontolo izao;
malagasy
Dia tahaka izany koa isika, fony mbola zaza, dia nandevozin'ny abidim-pianaran'izao tontolo izao;