Galatians 4:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany, ry rahalahy, tsy zanak’andevovavy isika fa zanaky ny vehivavy afaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, ry kristianina havana, tsy zanak’andevo isika, fa zanak’olona afaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry havana, tsy zanak’ilay vehivavy mpanompo isika, fa zanak’ilay vehivavy tsy mpanompo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevovavy isika, fa zanaky ny tsy andevo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany, ry rahalahy, tsy zanak’andevovavy isika fa zanaky ny vehivavy afaka.
malagasy
Ary amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevovavy isika, fa zanaky ny tsy andevo.