Galatians 4:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanavotany izay ambanin’ny lalàna, mba handraisantsika ny maha zanaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanafaka izay teo ambanin’ny Lalàna, sy handraisantsika ny fananganan-janaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hanavotra izay teo ambany fahefan’ny lalàna ary mba handraisantsika ny anjara maha zanak’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
hanavotany izay ambanin'ny lalàna, mba handraisantsika ny fananganan'anaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanavotany izay ambanin’ny lalàna, mba handraisantsika ny maha zanaka.
malagasy
hanavotany izay ambanin'ny lalàna, mba handraisantsika ny fananganan'anaka.