Galatians 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy andevo intsony ianao fa zanaka; ary raha zanaka dia mpandova koa, noho ny ataon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy mpanompo intsony àry ianareo, fa zanaka, ary rehefa zanaka dia mpandova koa, noho ny ataon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hany ka tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka; ary raha zanaka ianao, dia mpandova koa noho ny ataon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy andevo intsony ianao fa zanaka; ary raha zanaka dia mpandova koa, noho ny ataon’Andriamanitra.
malagasy
Ka dia tsy mpanompo intsony ianao, fa zanaka: ary raha zanaka, dia mpandova koa noho ny ataon'Andriamanitra.