Galatians 4:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taloha, fony mbola tsy nahalala an’Andriamanitra ianareo dia nanompo izay andriamanitra tsy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo aloha, fony tsy mbola nahalala an’Andriamanitra ianareo, dia nanompo andriamanitra tsy izy tokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taloha anefa, fony tsy mbola nahafantatra an’Andriamanitra ianareo, dia nanompo andriamani-tsy izy;
Malagasy Bible 1865
Kanefa tamin'izany, fony mbola tsy nahalala an'Andriamanitra ianareo, dia nanompo izay andriamani-tsi-izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taloha, fony mbola tsy nahalala an’Andriamanitra ianareo dia nanompo izay andriamanitra tsy izy.
malagasy
Kanefa tamin'izany, fony mbola tsy nahalala an'Andriamanitra ianareo, dia nanompo izay andriamani-tsi-izy;