Galatians 5:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amin’ny fahafahana no nanafahan’i Kristy antsika; koa miorena tsara fa aza mety hohazonin’ny ziogan’ny fanandevozana indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa navotan’i Kristy ho amin’ny fahafahana isika, ka mijoroa amin’izany, fa aza mety hampidirina amin’ny jiogan’ny fanandevozana intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahazo ny fahafahana no nanafahan’i Kristy antsika; koa mijoroa amin’izany, fa aza mety hogiazan’ny zioga maha mpanompo indray.
Malagasy Bible 1865
Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amin’ny fahafahana no nanafahan’i Kristy* antsika; koa miorena tsara fa aza mety hohazonin’ny ziogan’ny fanandevozana indray.
malagasy
Ho amin'ny fahafahana no nanafahan'i Kristy antsika; ka tomoera tsara, fa aza mety hohazonin'ny zioga fanandevozana intsony.