Galatians 5:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mbola hitory ny famorana ihany aho, ry rahalahy, inona indray no mbola hanenjehana ahy? Raha izany dia ho foana ny fahatafintohinana noho ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ny amiko, ry kristianina havana, raha marina fa mbola mitory ny famorana koa aho, ahoana indray no mbola anenjehana ahy? Foana izany ny fahatafintohinana noho ny Hazofijaliana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa, ry havana, raha mbola mitory tokoa hoe ilaina ny famorana, ahoana indray no mbola anenjehana ahy? Raha izany, dia foana ilay fanafintohinana ateraky ny hazofijalian’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mbola hitory ny famorana ihany aho, ry rahalahy, inona indray no mbola hanenjehana ahy? Raha izany dia ho foana ny fahatafintohinana noho ny hazofijaliana.
malagasy
Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.