Galatians 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hanamelo-tena izay mampikorontana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie ka hanan-kilema tena mihitsy ireny mpanabataba anareo ireny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka hanakilema ny tenany mihitsy aza ireo mpanabataba anareo!
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hiesotra aza izay mampitabataba anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hanamelo-tena izay mampikorontana anareo.
malagasy
Enga anie ka hiesotra aza izay mampitabataba anareo. [ Na: hanakilema tena]