Galatians 5:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, aoka tsy hifandringana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao mifandringana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao hifandringana.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao mifandringana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, aoka tsy hifandringana!
malagasy