Galatians 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy kosa aho: Mandehana araka ny Fanahy dia tsy hahatanteraka ny filan’ny nofo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao àry no lazaiko: mandehana ara-panahy, dia tsy hanatanteraka ny filan’ny nofo ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no teniko: mandehana araka ny fanentanan’ny Fanahy Masina ianareo, dia tsy hahatanteraka ny fanirian’ny maha olona mpanota.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy kosa aho: Mandehana araka ny Fanahy dia tsy hahatanteraka ny filan’ny nofo ianareo.
malagasy
Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo.