Galatians 5:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tarihin’ny Fanahy ianareo dia tsy mba ambanin’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tarihin’ny Fanahy anefa ianareo, dia tsy mba ambanin’ny Lalàna intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha tarihin’ny Fanahy Masina ianareo, dia tsy fehezin’ny lalàna intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tarihin’ny Fanahy ianareo dia tsy mba ambanin’ny lalàna.
malagasy
Fa raha tarihin'ny Fanahy ianareo, dia tsy mba ambanin'ny lalàna.