Galatians 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa miharihary ny asan’ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary miharihary ny asan’ny nofo, dia fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa miharihary ny asan’ny maha olona mpanota, dia ireto: fijangajangana, fahalotoana, fihetsika tsy maotina,
Malagasy Bible 1865
Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa miharihary ny asan’ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
malagasy
Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,