Galatians 5:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fahalemem-panahy, fifehezan-tena. Tsy misy lalàna manohitra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fahalalana onona, fahadiovana: tsy misy izay Lalàna mikasika an’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fahalemem-panahy, fahononam-po: tsy misy lalàna manohitra ny toy izany.
Malagasy Bible 1865
fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fahalemem-panahy, fifehezan-tena. Tsy misy lalàna manohitra izany.
malagasy
fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany.