Galatians 5:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha velona amin’ny Fanahy isika dia aoka handeha araka ny Fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Velona amin’ny Fanahy isika, ka aoka handeha amin’ny Fanahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny Fanahy Masina tokoa no manome aina antsika, dia aoka hizotra araka ny fanentanan’ny Fanahy Masina koa isika;
Malagasy Bible 1865
Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha velona amin’ny Fanahy isika dia aoka handeha araka ny Fanahy.
malagasy
Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy.Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona.