Galatians 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ambarako marina amin’ny olona rehetra manaiky hoforana indray fa mpitrosa tsy maintsy mankatò ny lalàna rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, averiko indray amin’ny olona rehetra manaiky hoforàna fa vao mainka koa voafehy hanatanteraka ny Lalàna rehetra aza izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ambarako indray amin’ny olona rehetra manaiky hoforana fa manana adidy hahatanteraka ny lalàna manontolo izy.
Malagasy Bible 1865
Ary lazaiko marina indray amin'ny olona manaiky hoforana rehetra fa mpitrosa tsy maintsy mankatò ny lalàna rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ambarako marina amin’ny olona rehetra manaiky hoforana indray fa mpitrosa tsy maintsy mankatò ny lalàna rehetra izy.
malagasy
Ary lazaiko marina indray amin'ny olona manaiky hoforana rehetra fa mpitrosa tsy maintsy mankatò ny lalàna rehetra izy.