Galatians 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tafasaraka amin’i Kristy ianareo na iza na iza mitady hohamarinina amin’ny lalàna. Efa lavo niala tamin’ny fahasoavana ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tafasaraka amin’i Kristy ianareo rehetra mitady fahamarinana amin’ny Lalàna, ka lavo niala tamin’ny fahasoavana ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafasaraka amin’i Kristy ianareo miezaka ho marina eo imason’Andriamanitra amin’ny fanoavana ny lalàna; miendaka amin’ny fahasoavan’Andriamanitra ianareo.
Malagasy Bible 1865
Dia tafasaraka amin'i Kristy ianareo na iza na iza izay mitady hohamarinina amin'ny lalàna; efa lavo niala tamin'ny fahasoavana ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tafasaraka amin’i Kristy ianareo na iza na iza mitady hohamarinina amin’ny lalàna. Efa lavo niala tamin’ny fahasoavana ianareo;
malagasy
Dia tafasaraka amin'i Kristy ianareo na iza na iza izay mitady hohamarinina amin'ny lalàna; efa lavo niala tamin'ny fahasoavana ianareo.