Galatians 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao amin’i Kristy Jesosy dia samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana fa ny finoana miasa amin’ny fitiavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ao amin’i Kristy Jesoa dia tsy mampaninona izay famorana na tsy famorana, fa ny finoana ampiasain’ny fitiavana ihany no izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ho an’izay tafaray amin’i Kristy Jesoa, tsy dia ny hoe maha voafora na tsy maha voafora no tena zavatra fa ny finoana izay miasa amin’ny fitiavana.
Malagasy Bible 1865
Fa ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao amin’i Kristy Jesosy dia samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana fa ny finoana miasa amin’ny fitiavana.
malagasy
Fa ao amin'i Kristy Jesosy dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana.