Galatians 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihazakazaka tsara ianareo. Iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nihazakazaka tsara ianareo, ka iza indray no dia nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa tsara fiainga ianareo teo am-pihazakazahana; ka iza indray no misakana anareo tsy ho voataonan’ny zavatra marim-pototra?
Malagasy Bible 1865
Hianareo nihazakazaka tsara, iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihazakazaka tsara ianareo. Iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?
malagasy
Hianareo nihazakazaka tsara, iza no nisakana anareo tsy hanaiky ny marina?