Galatians 5:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avy tamin’Ilay niantso anareo izany fandresen-dahatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba avy amin’Ilay niantso anareo anie izany fanambosiana izany e!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fitaomana anareo hiato izany dia tsy avy amin’ilay Andriamanitra miantso anareo.
Malagasy Bible 1865
Izany fitaomana izany dia tsy avy tamin'ilay miantso anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avy tamin’Ilay niantso anareo izany fandresen-dahatra izany.
malagasy
Izany fitaomana izany dia tsy avy tamin'ilay miantso anareo.