Galatians 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masirasira kely dia mampitombo ny koba manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalivay kely foana no mampivonto ny koban-dafarina manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Leviora kely foana dia mampibohaka ny koba manontolo », hoy ny ohabolana.
Malagasy Bible 1865
Ny masirasira kely dia mahatonga ny vongana rehetra ho masirasira avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masirasira kely dia mampitombo ny koba manontolo.
malagasy
Ny masirasira kely dia mahatonga ny vongana rehetra ho masirasira avokoa.