Galatians 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo ny havaventin’ny soratra izay soratan’ny tanako ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ity sora-baventy manaraka, nosoratan’ny tanako ho aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo amin’ny havaventin’ny soratra fa tanako mihitsy no anoratako ho anareo izao.
Malagasy Bible 1865
Indro ny havaventin'ny soratra izay soratan'ny tanako ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo ny havaventin’ny soratra izay soratan’ny tanako ho anareo.
malagasy
[Anatra farany] Indro ny havaventin'ny soratra izay soratan'ny tanako ho aminareo.