Galatians 6:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na iza na iza te hiseho ho tsara amin’ny nofo dia ireo no manery anareo hoforana, noho izao ihany: Fandrao enjehina noho ny hazofijalian’i Kristy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra mila sitraka araka ny nofo, dia ireny no manery anareo hoforàna; nefa noho izao ihany: fandrao enjehina noho ny Hazofijalian’i Kristy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra te hiseho ho tsara araka ny maha olombelona, dia ireo no manery anareo hoforana; nefa noho izao antony izao ihany: mba tsy hanenjehana azy noho ny hazofijalian’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin'ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany: fandrao henjehina noho ny hazo fijalian'i Kristy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na iza na iza te hiseho ho tsara amin’ny nofo dia ireo no manery anareo hoforana, noho izao ihany: Fandrao enjehina noho ny hazofijalian’i Kristy* izy.
malagasy
Na iza na iza te-hiseho ho tsara amin'ny nofo, dia ireo no manery anareo hoforana, nefa noho izao ihany: fandrao henjehina noho ny hazo fijalian'i Kristy izy.