Galatians 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny tenan’izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa ianareo dia tiany hoforana koa, mba hireharehany amin’ny nofonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na dia ny tenan’izy voafora ireny aza, tsy mitandrina ny Lalàna akory; ka hany itadiavany anareo hoforàna, dia ny mba hireharehany amin’ny nofonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia ny tenan’izy voafora aza tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany hoforana ianareo, mba hireharehany amin’ny fampiharana izany amin’ny vatanareo.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia ny tenan'izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany ho forana koa ianareo, mba hireharehany amin'ny nofonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny tenan’izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa ianareo dia tiany hoforana koa, mba hireharehany amin’ny nofonareo.
malagasy
Fa na dia ny tenan'izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany ho forana koa ianareo, mba hireharehany amin'ny nofonareo.