Galatians 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny maha olom-baovao ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mampaninona na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny ho olom-baovao no tena zavatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy dia ny hoe maha voafora na tsy maha voafora manko no tena zavatra, fa ny maha olom-baovao.
Malagasy Bible 1865
Fa samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny ho olom-baovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny maha olom-baovao ihany.
malagasy
Fa samy tsy mahasoa na ny famorana na ny tsi-famorana, fa ny ho olom-baovao.